Vangaindrano – École de Sport Andrarangy

Fampivelarana sy fampandrosoana ny tanora amin’ny alalan’ny fanatanjahan-tena no sahanin’ny fikambanana Andrarangy ao Vangaindrano.

Mila tohana ny tanora hahafahany mianatra sy mampitombo ny talenta ananany.

Mpianatra mpiofana taranja Baolina kitra lehilahy
Mpianatra mpiofana Baolina kitra vehivavy

Mijoro ara-panjakana ny fikambanana Andrarangy ka ny zanaray ampielezana (diaspora) any France no mpanohana hatramin’izao.

Andrarangy France amperinasa

Mila fotodrafitrasa (infrastructures) hiofanana toy ny kianja (terrain de sport, gymnase) sy efitra fikotranana (dojo, salle de danse) hahafahany miasa ny École de Sport Andrarangy ka mitady vahaolana amin’izany ny Fikambanana.

Hita ao amin’ny Facebook ny fiainan’ny fikambanana « @Andrarangy Andrarangy »

Sary @Andrarangy
Ireo mpitarika sy mpiaramiasa ao amin’ny fikambanana Andrarangy

Un commentaire sur “Vangaindrano – École de Sport Andrarangy

Ajouter un commentaire

Votre commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l’aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l’aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l’aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l’aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

Propulsé par WordPress.com.

Retour en haut ↑

%d blogueurs aiment cette page :