Lalamby FCE – Recrutement 2020

Mandray mpiasa hiomanana amin’ny fahatongavan’ny lamasinina vaovao ny Mpitantana ny zotran-dalamby FCE (Fianaratsoa – Manakara)

Ireto misy santionany amin’ny asa atolotry ny FCE :

  • Receveur Marchandise (niveau BACC)
  • Agent de circulation (niveau BACC)
  • Ecrivain (niveau BEPC)
  • Aiguilleur (Niveau CEPE)
  • Préposé de Bureau (CEPE)
  • Electricien MM (BEPC)
  • Thermicien (BEPC)
  • Mécanicien Nettoyeurs (BEPC)
  • Mécanicien Cribleurs (BEPC)
Image d’illustration : Entretien de Chemin de fer
Annonce de la Direction de la ligne FCE

26 commentaires sur “Lalamby FCE – Recrutement 2020

Ajouter un commentaire

  1. Salama tompoko, tsy maintsy any Fianarantsoa ve ny hanaovana dossier? dia inona avy no dossier ilaina?mety ve ary alefa mailaka na email ny dossier satria lavitra be no lisy ahy izao

    J'aime

  2. Mbola remaniement interne io! raha hitantsika dia misy soratra io ambany io hoe « amperin’asa, maniry ny hiova asa ». rehefa vita io izay vao misy recrutement vaovao amin’ny poste izay libre avy eo.

    J'aime

  3. Miarahaba tompoko, tena liana amin’ilay tolotra fa mba te hahazo fanampim-panazavana anaty mailaka tompoko, ny amin’ny adiresy sy ny salan-taona afaka mirotsaka ho mpifaninana. Misaotra mialoha

    J'aime

  4. Miarahaba Tompoko!
    Ny mpiasa am-perin’asa ihany ve tompoko no afaka mandray anjara amin’ity tolotr’asa ity sa misy recrutement ho an’ireo tanorantsika izay mitady asa ?
    raha misy dia inona avy no dossiers karakaraina ary aiza no adiresy anaterana izany, azo alefa mail ve azafady tompoko?
    Misaotra mialoha

    J'aime

  5. Izaho tompoko vonona hanao ny asa. Aiza kay azafady ny toerana anaterana ny Dossier, na adresse mail afaka andefasana azy?
    Misaotra indrindra Tompoko!

    J'aime

Votre commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l’aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l’aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l’aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l’aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

Propulsé par WordPress.com.

Retour en haut ↑

%d blogueurs aiment cette page :