Zanakazo omen’ny fanjakana maimaimpoana hoan’izay maniry

Vaovao omen’ny Minisitra Vahinala BAOMIAVOTSE.

𝐓𝐎𝐑𝐎𝐋𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐆𝐀𝐓𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐙𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐙𝐎
1⃣ Manao fangatahana an-tsoratra eny amin’ny Foibem-paritry ny Ministera / DREDD
2⃣ Arakaraky ny lavaka vita no isan’ny zanakazo omena
3⃣ Eny anivon’ny foibem-paritry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy no ahitana ireo lisitry ny zanakazo azo alaina
4⃣ Raha toa ka tsy manana tany hovolena dia afaka manatona ny Foibem-paritry ny Ministera

MAMAIMPOANA IREO ZANAKAZO
#MEDD
#MadagasikaraRakotraAla
#FandrosoanaLovainjafy

Votre commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l’aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l’aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l’aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l’aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

Propulsé par WordPress.com.

Retour en haut ↑

%d blogueurs aiment cette page :