Oniversite : Fanatsaràna ny IST Manakara

Sekoly fampianarana ambony tokana misy amin’ny Faritra « Grand Sud-Est » ny IST Manakara (Institut Supérieur de Technologie).

Noraisin’ ny Minisitry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, ASSOUMACOU Elia Béatrice teto amin’ny #MESupReS omaly 18 febroary ireo Raiamandreny avy ao amin’ny Faritra Vatovavy Fitovinany. Ny Profesora Victor MANANTSOA no nitarika ny delegasiona.
Niaraha-nidinika ny fomba hanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana sy hanomezana sehatra mampiroborobo ny kalitao, sy mitsinjo ireo mpianatra. Anisan’izany ny fanatsarana ny sampana fampianarana izay sahanin’izy ireo ao amin’ny IST Manakara, miompana indrindra amin’ny fambolena sy fiompiana. Vonono ny hifanome tanana amin’ny fanatanterahana ireo dingana rehetra ho fanatsarana ity sekoly ambony ity ny ministera.

Ny Minisitra ASSOUMACOU Elia Béatrice sy ny Profesora Victor MANANTSOA

Loharano-dahatsoratra : Ministera

Votre commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l’aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l’aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l’aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l’aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

Propulsé par WordPress.com.

Retour en haut ↑

%d blogueurs aiment cette page :